Dikan'ny teny : manolokolo

Hampiditra dikany hafa
(kolokolo) mt, p, (manolokoloa): Mikarakara fatratra, manao izay hahasoa lalandava: Aza hadinoina ny manolokolo ireto voninkazo ireto mandritra ny tsy maha-eto ahy, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068