Dikan'ny teny : manolikoly

Hampiditra dikany hafa
(kolikoly) mt, P. (manolikolia): Manome ko. likoly, vola mba hitadiavantsitraka: Mendri-tsazy lehibe izay manolikoly mpanao raharaham-panjakana, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0186