Dikan'ny teny : manoko

Hampiditra dikany hafa
(toko) mt, p, (mono. koa): Manatsinjarazara ho toko maro: Manoko uoanjo, * Mandahatra ny vatom-panorona alohan'ny hilalaovana: Aza kamokamo mana_ ko vato e! ? mt, s.: Mipetraka mitakoko toa manjoretra. - F,.p,: Manoko latabatra: mikarakara ka mandahatra ny villa aman-tsotro hisakafoana, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0071