Dikan'ny teny : manobatoba
Hampiditra dikany hafa
(tobatoba) mt, p, (manobatobà): Manetsiketsika (rano), manakobana manatobaka, / Mandanilany foana, midodadoda: Aza manobatoba re, rankizy, fa mba mitsinjoua ny vodiandro ho merika,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha