Dikan'ny teny : mankahia

Hampiditra dikany hafa
Mampahia (hia) mt. s,: Mahatonga ho mahia: Mankahia ny fieritreretana be loatra. / Mampahia tena izy, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0066