Dikan'ny teny : manjopiaka
Hampiditra dikany hafa
1.
(jopelaka, jopeiana, jopiaka) (hazavana) Mamiratra mamono maso mila tsy ho azo jerèna: Manjopelaka ireo vakana ireo, 1 (maso) Jambena: Manjopiaka ny maso raha müery masoandro.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
P.t.: Mani elatra miserana: Mba fotsy manioplaka lt9 rahona avy ity!
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha