Dikan'ny teny : manjofo

Hampiditra dikany hafa
(jofo) mt, p, (manfofoa): Miantonta, mipaoka, mifaoka tsy mamela na kely ohatra ny sila-koho aza, manao majifa: Nisy nanjo. fo ny entana tao an-tranonay tany ambaniuohitra, / Mihinana, mandanY: Izy no nanjofo ny vola tao am-bata, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0069