Dikan'ny teny : manitrika

Hampiditra dikany hafa
na Manasitrika (sitrika) mt. p, (manitriha, ma. nasitriha): Mandentika: Manasitrika ao anaty rano. ? Manafina: Manitrti-bo1a, / Mandevina: Amin'ny telo no hanitrika ny razana izahay, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0236