Dikan'ny teny : maninana
Hampiditra dikany hafa
(inana) mis p, (manindna): Miezaka hanao mihoatra noho,,,, miezaka hampiseho fahaizana na tanjaka mihoatra noho,,,: Naninana ahy ianao ka hampisehoako ny tanjako, 1 Mifampltaha: Iza no sahy maninana an' Andriamanitra? Mihaika.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha