Dikan'ny teny : manify
Hampiditra dikany hafa
(nify) p. t.: Tsy matevina, kararavina: Taratasy manify. 1 Tsy mifanety, tsy mikitroka: Efa ho soja Rama. toa iny fa manify dia manify ny uolony, 1 h,o,: Tsy dia manankarena.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha