Dikan'ny teny : mangy na nangy
Hampiditra dikany hafa
a.: Faritra somary mibontsina eo amin' ny foto-tsofina: Olona be mangy. • lao.: Fanampy, tombo: "Kely ny vola maty ary ny hauizanana manginy fotsiny", hoy Rakoto avy nivarotra mangahazo tany antsena.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha