Dikan'ny teny : mangoràka

Hampiditra dikany hafa
1. Mangoraka Mangorakoraka (horaka) mt. P. (mangoroha): Malahelo olona ory na mijaly na sahirana mafy ka mitady izay hamonjena azy: Mangoraka ny mahantra io vehivavy to, ¶ M.h,: Antra, malahelo, mitsetra, mana-na tse-po, ngoaina, mangora-po, mitse-po, onena, ongena. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (horaka) p.t.: Me-na mivaivay, mangatrakatraka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.008