Dikan'ny teny : mangintsina
Hampiditra dikany hafa
(hintsina) p.t.: Marenina sy donto azon'ny feo mafy mikiririoka na mitabataba izaitsizy: Mangintsina ny sofiko amin'ny tabataba-masinina ato avaratra. ? Mamolivoly: Mangintsina ny tongotro azon'ny hatsiaha mamirifiry, ? Manaintaina: Mangintslna, hono, ny tanany fa voatsindron'ny fanjaltra. 1 Lao, madilo: Inona no tena marina momba an'io raharaha lo fa efa mangintsina ny sofina amin'ny tsaho mandeha?
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha