Dikan'ny teny : mangilohilo

Hampiditra dikany hafa
(hilohilo)p.t.: Malamalama sady mangirana mililotra mamiratra (fitenY indrindra amin'ny zavatra mainty na manopy malntY): Mangilohilo izany volonao I-zany, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0081