Dikan'ny teny : mangiaka
Hampiditra dikany hafa
(hiaka) p.t.: Miseho mamiratra eny lavitra (fotsy na mena): Hitanao ir? riana mangia-potsy ir?? / Mangiaka mena ny farauodilanitra alohan'ny fiposahan' ny masoandro.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha