Dikan'ny teny : mangezaheza
Hampiditra dikany hafa
(hezaheza) p. t.: Mitoetra mitokana eny ankalamanjana, miharihary eny amin'ny malalaka: Mangezaheza mandavan-taona eny an-tampon-tanety ny vatolahy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha