Dikan'ny teny : mangaka
Hampiditra dikany hafa
(haka) p, t.: Mazavazava ratsy: Mangaka ny la-nitra amin'ny dimy maraina. ? Maina (fiteny amin'ny tan-da izay tsaroana toa maimaina any anatiny any): Mangaka izany ny tendako azon' ilay uovoka nandalorana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha