Dikan'ny teny : manetsa

Hampiditra dikany hafa
(ketsa) mt. p. (monetsà): Mamindra eo amin'ny tanimbary ny vary nafafy teo amin'ny taninketsa: Vehivauy''rnahay manetsa daholo izy Tito vavy ireo. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0071