Dikan'ny teny : manetona
Hampiditra dikany hafa
(etona) mt. P. (manetona): Manetroka: Aza manetona olona, 1 Mandrara-pofona: Batao ny vary fa efa manetona. 1 Mivoaka: Misy fofona hafahafa manetona oo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha