Dikan'ny teny : manerongerona
Hampiditra dikany hafa
(herongerona) mt. p. (manerongerdna): Mandrahona, mampitahotra, mandevilevy, mitrerontrerona: Tsy tiako io mpampiasa io fa manerongerona foana tsisy antony.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha