Dikan'ny teny : manerana
Hampiditra dikany hafa
1.
(serana) mt p. (manerĂ na): Mandalo eo anoloan'olona: Tsy fanao ny manerana van manao mbay lalana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(erana) mt. p.: Mahahenika velaran-toerana iray: Efa manerana ny Nosy ve izao ny fahaizana marnaky teny sy manoratra?
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha