Dikan'ny teny : manentitra
Hampiditra dikany hafa
(hentitra) mt p. (manentera): Manapaka, mampisaraka: ΒΆ M.h: Manapaka, mikapa, mijinja, mamira, mamolona, manorotra, mandidy, manety.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha