Dikan'ny teny : manendrika
Hampiditra dikany hafa
(endrika) p. t.: Mety tsara amy...: Manendrika azy iny akanjo iny. • Mifanaraka: Manendrika ny fahaizany ny zavatra uitany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha