Dikan'ny teny : manembona
Hampiditra dikany hafa
(embona) mt. p.: Mahatsiaro ka malahelo, manina: Manembona ny any aminay aho izany! ΒΆ M. h: Manina, mandrembona, mahatsiahy, mahatsiaro, mahatsiaro ny lavitra, la-sa ambiroa, lasa vinany, lasa eritreritra, lasarn-borona, mangorotsoka, manimanina, vitsika momba kitay.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha