Dikan'ny teny : manejokejo

Hampiditra dikany hafa
(kejo) mt. p. (manejokejoa): Mitarika olona amin'ny alalan'ny fanambatambazana, fanangolena: Mahay manejokejo aoka izany iny olona iny. ΒΆ M.h.: Manangoly, manolikoly, manoilkojy, manejokejo, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0064