Dikan'ny teny : manehoeho

Hampiditra dikany hafa
(sehoseho) mt. s.: Maneno mafy ka re lavitra; mirehondrehona: Nanehoeho teny an-dohasaha ny feon' ny anjely ny alin'ny nahaterahan'ny Mpamonjy, 1 h.o.: Mahoraka sy re laza amin'ny harena sy ny voninahitra na ny fahaizana: Manehoeho eran-tany ny lazan'io mpitondra fan/ahana io. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0324