Dikan'ny teny : mandromotra
Hampiditra dikany hafa
(romotra) mt. p. (mandromota): Manaikitra, mandrovitra amin'ny nify, amin'ny tanana. ? h. i.: Mandidy amin'ny antsy dombo, manapaka amin'ny tsofa.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha