Dikan'ny teny : mandrombotra
Hampiditra dikany hafa
(rombotra) mt. p. (mandrombota): Misintona ka mandrovitra na mandrombina: 1t? fantsika ity no nandrombotra ny lambanao. / Auy ilay alika dia nandrombotra ny akanjony.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha