Dikan'ny teny : mandrombina

Hampiditra dikany hafa
(rombina) mt. p. (mandrombina): Manabanga na manasilaka kely eo amin'ny sisiny, amin'ny molony: Nisy nandrombina tamin'ny ontsipika it? latabatra it?. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0084