Dikan'ny teny : mandrihavanana

Hampiditra dikany hafa
a.: Anarana niantsoana karazana farantsa vahiny iray taloha izay nahitana sarin'i Napoléon III. Mandrihauia kosa no anaran' ny farantsa nisy ny sarin'ny Louis Philippe. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.175