Dikan'ny teny : mandriaka

Hampiditra dikany hafa
(riaka) p. t.: Latsaka be dia be (rano): Nandrim ka ny ranonorana tamin'ny asabotsy hariva. 1 h.o.: Nisy ra nandriaka, tamin'ny ady lehibe farany tao. •Mikoriana be dia be: Nandriaka ny ranomasony tamin'ny nahafatesan-dreniny. - F-p.: Ra mandriaka: entimilaza fahafatesan'olona izaitratra noho ny ady. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0096