Dikan'ny teny : mandreraka

Hampiditra dikany hafa
(reraka) mt. p. (mandreraha): Mamizana mafy, izaitsizy: Mandreraka ny dia lauitra • Mahosa, mampahosa, mankalemy: Ny aretina no nandreraka azy. 1 Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1147