Dikan'ny teny : mandranoka
Hampiditra dikany hafa
(ranoka) mts.: Mitera-drano: Tsy ho sitrana na oviana na oviana ferinao ity raha mandranoka lava toy izao. ? Mahatonga ho osa, reraka: Ny are tina no mandranoka ny marary (mt. p.). / Tonga reraka, valaka izaitsizy: Nandranoka indray ny marary androany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha