Dikan'ny teny : mandova
Hampiditra dikany hafa
(lova) mt.p. (mandovĂ ): Mahazo harena na fana-nana navelan'ny ray amandreny: Nandova be io tovolahy io saingy nolanilaniny foana
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha