Dikan'ny teny : mandoaka
Hampiditra dikany hafa
(loaka) mt.p. (mandoaha): Manao lavaka, manao loaka: Nisy nandoaka ny rindriny. ΒΆ M.h.: Mandavaka, mangirika, manatangirika.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha