Dikan'ny teny : mandoa
Hampiditra dikany hafa
1.
(loa) mt.p. (mandoava): Mamoaka zavatra nohanina amin'ny vava indray: Mandoa matetika ny marary. 1 Manefa: Mandoa trosa. a F.-p,: Mandoa vory: mandoa roadroatra avy anaty va va. I Mandoa hanin-kinana: mamerina ny vola nomena mialoha raha toa ka tsy tanteraka ny fepetra nifanarahana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
Miefa trosa. 1 Mionitra: Niefa ihany lahy ny fatiantoko! Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
Hametraka hevitra
Midira aloha