Dikan'ny teny : manditsika

Hampiditra dikany hafa
(ditsika) prit. p. (manditsiha): Mandraraka na manipy vovoka na poti-java tra amin'ny maso hahajemby: Manditsika izany rivotra izany fa andeha haingana Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1181