Dikan'ny teny : mandarà

Hampiditra dikany hafa
(leha) p.t.: Enti-milaza zavatra mandeha ra: Mandarà ny tongotro tafintohina anikeheo. - F.-p.: Olona tsy mandarà: olona tsy mangoraka ny hafa, mafy fo. ¶ M.h.: Tsy mitse-po, tsy mangora-po, fo vato, tsy mihontsina. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068