Dikan'ny teny : mandambana
Hampiditra dikany hafa
1.
(lambana) mt.p. (mandambàna): Manao ampehezana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(lambana) nit P. (mandambàna): Manemitra amin'ny tsihy, manisy saridiseza. 1 mt, s.: Enti-milaza ny fonon'ny babin-katsaka izay manomboka miforona miaraka amin'ny babiny: E-fa mandambana ny katsakay.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
3.
(lambana) mt.p. (mandambàna): Mamono betsaka indray miaraka, mandringana, mandripaka: Nandambana ny olona, hono, ny nendra taloha
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
4.
(lambana) mt.p. (mandambàna): Maka (valala) amin'ny lamba: Mandambana valala er? amin'ny tanety er,'v ny ankizy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha