Dikan'ny teny : mandalambitsika

Hampiditra dikany hafa
P. t.: Enti-milaza lamba na akanjo efa ton-ta ka manambana ho rovitra, efa makarakara ho triatra: Nampalahelo ny nijery ilay mpangataka: satroka efa loaka ny tampon y, pataloa efa mandalambitsika: izany no hita teny aminy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1008