Dikan'ny teny : mandaitra
Hampiditra dikany hafa
(laitra) mt, s. (mandaira): Miraikitra, mipetaka tsara: Tsy mandaitra amin' ny haro io loko io. 1 Misy vokany tsars, mahomby, mahasitrana: Tsy mandaitra ueliuely ilay fanafody natoronao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha