Dikan'ny teny : manavina
Hampiditra dikany hafa
(avina) mt.p.: Mandeha mamonjy raharaha; manontany zavatra tiana ho fantatra na hofotorana; mandeha mankany ifotony mba hijery akaiky: Lasa nanauindraharaha'any amboniuohitra izy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha