Dikan'ny teny : manatsipelika

Hampiditra dikany hafa
(tsipelika) mt. p.: Manetsiketsika miankavia miankavanana, manasavilivily, manapelipelika: Manatsipelika ny rambony ny omby mba handroahany ny la-titra mipetaka aminy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0069