Dikan'ny teny : manatrika

Hampiditra dikany hafa
(atrika) mt.p. (manatreha): Mahita maso: Nanatrika ny namonoana an'i Rainandriamampandry, ho-no, ny raibeny. ~ Tonga amin'ny...: Tsy nanatrika ny fivoriana izy ornaly fa nanavy. ? p.t.: Manoloana, tandrify, amin'ny toerana manandrify: Manatrika ny lapan'ny tanĂ na ny tranonay. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0066