Dikan'ny teny : manaselatra

Hampiditra dikany hafa
(elatra) mt.p.: Mampandalo zavatra haingana dia haingana eo anoloan' olona. 1 Mampanjopiaka, m amp amirapiratra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0077