Dikan'ny teny : manasazy
Hampiditra dikany hafa
(sazy) mt.p. (manasazia): Manome sazy (na vo-la izany na zavatra mampangirifiry ny vatana, na fitanana am-ponja).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha