Dikan'ny teny : manasavorovoro
Hampiditra dikany hafa
na Manavorovoro (savorovoro) mt.p. (manasauorovoroa, manavorovoroa): Manasaritaka, mampikorontana, mampisafotofoto, manasafotofoto: Manasavorovoro kofehy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha