Dikan'ny teny : manasara

Hampiditra dikany hafa
(sara) mip. (manasarĂ ): Man doasarany. Manasaraka (saraka) mip. (manasaraha): Mamaritra ny fisarahana: Ity renirano ity no manasaraka ny Fivondronana anankiroa ~ Mampihataka mba tsyhifamely intsony: Ny mpampianatra no nanasaraka ireo mpianotra roa lahy niady. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067