Dikan'ny teny : manasafelika
Hampiditra dikany hafa
(safelika) mt.p. (manasafeleha): Manolana, manao izay hihodidinan'ny zavatra iray fa tsy handehanany mahitsy mivantana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha