Dikan'ny teny : manaratsy
Hampiditra dikany hafa
(ratsy) mt.p. (manaratsia): Manao izay haharatsy: Aza manaratsy tarehy toy izao ianao. ~ Manao ho ratsy: Tsy mety ny manaratsy ny tsara fa izany no manao hala volo. 1 Manendrikendrika, man oso-potaka, manabanty, manao tsinontsinona, manaboka: Manaratsy ny namany foana Rabe.. ΒΆ M. h, : Manebaka, manama vo, mamasoka, manabanty, manazimba, manaboka, manafoka, maniny, manakiana, manakizaka, manizakiza, manambany, manatsizarizary, manao ambanin-javatra, manao tsinontsinona, manenitra, mamotsifotsy, maniratsira, manevateva, mamingavinga, manitsakitsaka, manosihosy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha